Bible Words Search

Languages: Malagasy
Bibles: ALL | New World Translation
Divisions: Hebrew|OT 5,903, Greek|NT 221
Books: Lu 34, Joh 4, 1Pe 2, 2Pe 6, Eph 6, Re 12, 1Th 4, 2Th 3, Jer 624, La 43, Eze 403, Da 15, Pr 87, Ga 1, Isa 415, 1Co 14, 2Co 8, Ac 51, Ro 15, Ho 39, Joe 26, Mt 18, Mr 8, Ge 150, Le 281, Ex 344, De 439, Nu 351, Jg 137, Jos 171, 1Sa 240, Ru 15, Col 6, Mal 39, Zec 104, Jas 11, Heb 12, 1Ki 214, 2Sa 130, 1Ch 144, 2Ki 229, Ezr 29, 2Ch 307, Ne 17, Ps 677, Job 24, Ob 6, Am 74, Hag 24, Zep 27, Hab 11, Na 10, Mic 36, 2Ti 3, Jon 21, Jude 3
« Previous12345678910 ... 203204Next »
NWT-mg Genesisy 2:4
’i Jehovah Andriamanitra ny tany sy ny lanitra.
NWT-mg Genesisy 2:5
tsaha, satria tsy nampilatsaka orana tamin’ny tany i Jehovah Andriamanitra sady tsy nisy olona niasa ny tany.
NWT-mg Genesisy 2:7
Ary i Jehovah Andriamanitra namorona ny olona avy tamin’ny vovoky ny tany, sady nitsoka fofonaina
NWT-mg Genesisy 2:8
Ary nanamboatra zaridaina tao Edena tany atsinanana i Jehovah Andriamanitra, ka napetrany tao
NWT-mg Genesisy 2:9
Ary nampanirin’i Jehovah Andriamanitra tamin’ny tany ny hazo rehetra mahafinaritra ny maso sady
NWT-mg Genesisy 2:15
Dia naka an-dralehilahy i Jehovah Andriamanitra, ka nametraka azy tao amin’ny zaridainan’i Edena
NWT-mg Genesisy 2:16
Ary i Jehovah Andriamanitra nandidy an-dralehilahy hoe: “Afaka mihinana izay laninao amin’ny voan
NWT-mg Genesisy 2:18
Ary hoy koa i Jehovah Andriamanitra: “Tsy tsara raha irery foana ralehilahy. Hanao mpanampy ho azy
NWT-mg Genesisy 2:19
Ary avy tamin’ny tany no namoronan’i Jehovah Andriamanitra ny bibidia rehetra sy ny biby manidina
NWT-mg Genesisy 2:21
Koa nataon’i Jehovah Andriamanitra renoky ny torimaso lalina ralehilahy, ary raha mbola natory izy
NWT-mg Genesisy 2:22
Ary i Jehovah Andriamanitra nanao vehivavy tamin’ilay taolan-tehezana nalainy tamin
NWT-mg Genesisy 3:1
Ary ny menarana no malina indrindra tamin’ny bibidia rehetra nataon’i Jehovah Andriamanitra. Koa
NWT-mg Genesisy 3:8
Tatỳ aoriana, dia ren’izy mivady ny feon’i Jehovah Andriamanitra, rehefa nandehandeha tao amin
NWT-mg Genesisy 3:9
Ary niantso an-dralehilahy imbetsaka i Jehovah Andriamanitra, sady nanao taminy hoe: “Fa aiza ianao?”
NWT-mg Genesisy 3:13
Dia hoy i Jehovah Andriamanitra tamin-dravehivavy: “Ahoana izany nataonao izany?” Hoy ny navalin
NWT-mg Genesisy 3:14
Avy eo, dia hoy i Jehovah Andriamanitra tamin’ny menarana: “Satria nanao izany ianao, dia ianao no
NWT-mg Genesisy 3:21
Ary nanao akanjo lava vita tamin’ny hoditra ho an’i Adama sy ny vadiny i Jehovah Andriamanitra, ka
NWT-mg Genesisy 3:22
Ary hoy koa i Jehovah Andriamanitra: “Efa tonga tahaka ny anankiray amintsika ny olona ka mahalala
NWT-mg Genesisy 3:23
Koa noroahin’i Jehovah Andriamanitra tsy ho ao amin’ny zaridainan’i Edena ny olona, mba hiasa ny
NWT-mg Genesisy 4:1
dia niteraka an’i Kaina izy, ka niteny hoe: “Tera-dahy aho noho ny fanampian’i Jehovah.”
NWT-mg Genesisy 4:3
Ary rehefa afaka elaela, dia nitondra tamin’ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an’i Jehovah i Kaina.
NWT-mg Genesisy 4:4
’ireny. Ary nankasitrahan’i Jehovah i Abela sy ny fanatiny,
NWT-mg Genesisy 4:6
Dia hoy i Jehovah tamin’i Kaina: “Nahoana ianao no tezitra be, ary nahoana no manjombona ny
NWT-mg Genesisy 4:9
Tatỳ aoriana, dia hoy i Jehovah tamin’i Kaina: “Fa aiza i Abela rahalahinao?” Dia hoy izy: “Tsy
NWT-mg Genesisy 4:13
Dia hoy i Kaina tamin’i Jehovah: “Mafy loatra ny sazy vokatry ny fahadisoako, ka tsy zakako.
NWT-mg Genesisy 4:15
Dia hoy i Jehovah taminy: “Noho izany antony izany, dia hiharan’ny valifaty avo fito heny izay
NWT-mg Genesisy 4:16
Dia niala tsy ho eo anatrehan’i Jehovah i Kaina ka nanorim-ponenana tany amin’ilay tany atao hoe
NWT-mg Genesisy 4:26
nanomboka nantsoina ny anaran’i Jehovah.
NWT-mg Genesisy 5:29
mantsy izany satria miasa mafy sy misasatra isika noho ny nanozonan’i Jehovah ny tany.”
NWT-mg Genesisy 6:3
Ary hoy i Jehovah: “Tsy handefitra tsy misy farany amin’ny olona aho, satria nofo ihany izy. Koa ho